Lioka 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Fa alohan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika+ anareo ny olona, ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja, ary hitondra anareo eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora, noho ny anarako.+
12 “Fa alohan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika+ anareo ny olona, ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja, ary hitondra anareo eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora, noho ny anarako.+