FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Mbola nijery ihany aho ka izao no fahitana hitako tamin’ny alina: Teny amin’ny rahon’ny+ lanitra, dia nisy toy ny zanak’olona+ nihananatona. Ary nahazo alalana hankeo amin’Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be+ izy, ka nentina ho eo anatrehany.+

  • Matio 26:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 Dia hoy i Jesosy+ taminy: “Voalazanao.+ Lazaiko aminareo anefa fa manomboka izao,+ dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery ary ho hitanareo ho avy izy, eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+

  • Apokalypsy 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho avy izy, eny amin’ny rahona.+ Ary hahita azy ny maso+ rehetra sy ireo nandefona azy.+ Ary hikapo-tratra noho ny alahelo ireo foko rehetra eto an-tany noho ny aminy.+ Eny, Amena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara