Jaona 12:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Maro tamin’ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy anefa no nino azy.+ Fa noho ny Fariseo dia tsy niaiky ny amin’izany ireo, sao ho voaroaka hiala amin’ny synagoga.+ Asan’ny Apostoly 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa nitsangana kosa ny sasany tamin’ireo mpino izay efa tao amin’ny sektan’ny Fariseo, ka nanao hoe: “Tokony hoforana ireny+ ary hasaina hitandrina ny lalàn’i Mosesy.”+
42 Maro tamin’ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy anefa no nino azy.+ Fa noho ny Fariseo dia tsy niaiky ny amin’izany ireo, sao ho voaroaka hiala amin’ny synagoga.+
5 Fa nitsangana kosa ny sasany tamin’ireo mpino izay efa tao amin’ny sektan’ny Fariseo, ka nanao hoe: “Tokony hoforana ireny+ ary hasaina hitandrina ny lalàn’i Mosesy.”+