Asan’ny Apostoly 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia novakin’ny governora ilay taratasy ary nanontaniany i Paoly hoe avy amin’ny faritany aiza izy, sady nofantariny tsara+ raha avy any Kilikia.+
34 Dia novakin’ny governora ilay taratasy ary nanontaniany i Paoly hoe avy amin’ny faritany aiza izy, sady nofantariny tsara+ raha avy any Kilikia.+