Asan’ny Apostoly 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nohazavainy sy noporofoiny tamin’ny alalan’izay voasoratra fa tsy maintsy nijaly+ sy nitsangana tamin’ny maty i Kristy.+ “Ilay Jesosy izay toriko aminareo”, hoy izy, “no Kristy.”+ Asan’ny Apostoly 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tamin-kery mantsy no nanaporofoany mazava ampahibemaso fa diso ny Jiosy, rehefa nasehony tamin’ny alalan’ny Soratra Masina+ fa i Jesosy no Kristy.+
3 Dia nohazavainy sy noporofoiny tamin’ny alalan’izay voasoratra fa tsy maintsy nijaly+ sy nitsangana tamin’ny maty i Kristy.+ “Ilay Jesosy izay toriko aminareo”, hoy izy, “no Kristy.”+
28 Tamin-kery mantsy no nanaporofoany mazava ampahibemaso fa diso ny Jiosy, rehefa nasehony tamin’ny alalan’ny Soratra Masina+ fa i Jesosy no Kristy.+