Asan’ny Apostoly 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nisy Levita, teratany avy any Sipra, atao hoe Josefa. Nantsoin’ny apostoly koa hoe Barnabasy+ izy, izany hoe “Zanaky ny Fampiononana”, raha adika.
36 Ary nisy Levita, teratany avy any Sipra, atao hoe Josefa. Nantsoin’ny apostoly koa hoe Barnabasy+ izy, izany hoe “Zanaky ny Fampiononana”, raha adika.