13 “‘Ireto avy ny zava-maharikoriko aminareo amin’ny biby manidina,+ ka tsy tokony hohanina fa zava-maharikoriko: Ny voromahery,+ ny hitsikitsika mpihinan-trondro, ny vaotoro mainty,
25 Koa asio fiavahany ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio.+ Ary mitandrema ianareo sao ho tonga zava-maharikoriko+ noho ny amin’ny biby sy ny vorona ary izay biby mihetsiketsika eny amin’ny tany, satria efa navahako ireny rehefa nambarako hoe maloto.