Asan’ny Apostoly 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary Andriamanitra izay mahalala ny fo+ no nanome porofo ny amin’izany ka nandatsaka ny fanahy masina tamin’izy ireo,+ toy ny nataony tamintsika koa. Galatianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: Noho ny asan’ny lalàna+ ve no nahazoanareo ny fanahy masina,+ sa noho ianareo nino an’izay renareo?+
8 Ary Andriamanitra izay mahalala ny fo+ no nanome porofo ny amin’izany ka nandatsaka ny fanahy masina tamin’izy ireo,+ toy ny nataony tamintsika koa.
2 Izao ihany no tiako ho fantatra avy aminareo: Noho ny asan’ny lalàna+ ve no nahazoanareo ny fanahy masina,+ sa noho ianareo nino an’izay renareo?+