Marka 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ankoatra izany, dia tsy maintsy hotorina any amin’ny firenena rehetra aloha ny vaovao tsara.+ Efesianina 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izaho izay kely noho ny kely indrindra+ amin’ny olona masina rehetra no nanehoana izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ izany, dia ny hitory amin’ny hafa firenena+ ny vaovao tsara momba ny harena+ tsy hita fetran’i Kristy,
8 Izaho izay kely noho ny kely indrindra+ amin’ny olona masina rehetra no nanehoana izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ izany, dia ny hitory amin’ny hafa firenena+ ny vaovao tsara momba ny harena+ tsy hita fetran’i Kristy,