Asan’ny Apostoly 2:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny olona rehetra.+ Ary nandritra izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nentin’i Jehovah+ isan’andro hanatevin-daharana azy ireo.+ Asan’ny Apostoly 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary hitan’ny mponina rehetra tao Lyda sy ny lemak’i Sarôna+ izy, ka niova sy nanaiky ny Tompo+ ireo.
47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny olona rehetra.+ Ary nandritra izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nentin’i Jehovah+ isan’andro hanatevin-daharana azy ireo.+
35 Ary hitan’ny mponina rehetra tao Lyda sy ny lemak’i Sarôna+ izy, ka niova sy nanaiky ny Tompo+ ireo.