Asan’ny Apostoly 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nisy an’ireto mpaminany+ sy mpampianatra ireto teo anivon’ny fiangonana tany Antiokia: I Barnabasy, sy Simeona izay atao hoe Nigera, sy Losio+ avy any Kyrena, sy Menahema izay niara-nianatra tamin’i Heroda lehibem-paritra, ary Saoly. 1 Petera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera, apostolin’i+ Jesosy Kristy. Ho an’ny mpivahiny+ miely+ any Ponto, Galatia, Kapadokia,+ Azia, ary Bitynia, dia ianareo voafidy+
13 Nisy an’ireto mpaminany+ sy mpampianatra ireto teo anivon’ny fiangonana tany Antiokia: I Barnabasy, sy Simeona izay atao hoe Nigera, sy Losio+ avy any Kyrena, sy Menahema izay niara-nianatra tamin’i Heroda lehibem-paritra, ary Saoly.
1 Petera, apostolin’i+ Jesosy Kristy. Ho an’ny mpivahiny+ miely+ any Ponto, Galatia, Kapadokia,+ Azia, ary Bitynia, dia ianareo voafidy+