Matio 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hoy izy tamin’ireo: “Hisotro amin’ny kaopiko tokoa ianareo.+ Fa ny hipetraka eo ankavanako sy eo ankaviako, dia tsy anjarako ny manome izany. Fa ho an’izay efa nanomanan’ny Raiko azy ihany izany toerana izany.”+ Lioka 11:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Izany koa no antony nilazan’ny fahendren’Andriamanitra+ hoe: ‘Haniraka mpaminany sy apostoly any aminy aho, ary hisy hovonoiny sy henjehiny,
23 Ary hoy izy tamin’ireo: “Hisotro amin’ny kaopiko tokoa ianareo.+ Fa ny hipetraka eo ankavanako sy eo ankaviako, dia tsy anjarako ny manome izany. Fa ho an’izay efa nanomanan’ny Raiko azy ihany izany toerana izany.”+
49 Izany koa no antony nilazan’ny fahendren’Andriamanitra+ hoe: ‘Haniraka mpaminany sy apostoly any aminy aho, ary hisy hovonoiny sy henjehiny,