Genesisy 48:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ry anjely nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra,+ tahio ireto zaza ireto.+Ary aoka hantsoina eo amin’izy ireo ny anarako sy ny anaran’i Abrahama sy Isaka raiko,+Ary aoka hitombo maro be eto ambonin’ny tany izy ireo.”+ Matio 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tandremo sao manao tsinontsinona ny iray amin’ireny madinika ireny ianareo. Fa lazaiko aminareo fa ny anjelin’izy ireo+ any an-danitra, dia mahita mandrakariva ny tavan’ny Raiko any an-danitra.+
16 Ry anjely nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra,+ tahio ireto zaza ireto.+Ary aoka hantsoina eo amin’izy ireo ny anarako sy ny anaran’i Abrahama sy Isaka raiko,+Ary aoka hitombo maro be eto ambonin’ny tany izy ireo.”+
10 Tandremo sao manao tsinontsinona ny iray amin’ireny madinika ireny ianareo. Fa lazaiko aminareo fa ny anjelin’izy ireo+ any an-danitra, dia mahita mandrakariva ny tavan’ny Raiko any an-danitra.+