Asan’ny Apostoly 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tonga tany Salamisy izy ireo ka nitory ny tenin’Andriamanitra tao amin’ny synagogan’ny Jiosy. Niaraka tamin’izy roa lahy koa i Jaona+ mba hanampy azy. Asan’ny Apostoly 15:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 I Barnabasy kosa efa tapa-kevitra ny hitondra an’i Jaona, izay atao koa hoe Marka.+
5 Ary tonga tany Salamisy izy ireo ka nitory ny tenin’Andriamanitra tao amin’ny synagogan’ny Jiosy. Niaraka tamin’izy roa lahy koa i Jaona+ mba hanampy azy.