2 Timoty 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tahaka ny nanoheran’i Jana sy Jambra+ an’i Mosesy no anoheran’ireny tsy misy farany ny fahamarinana.+ Olona tena maloto saina+ ireny, ary tsy ankasitrahana raha ny amin’ny finoana.+
8 Tahaka ny nanoheran’i Jana sy Jambra+ an’i Mosesy no anoheran’ireny tsy misy farany ny fahamarinana.+ Olona tena maloto saina+ ireny, ary tsy ankasitrahana raha ny amin’ny finoana.+