FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 ny tanimbary dia izao tontolo izao,+ ny voa tsara dia ny zanak’ilay fanjakana, fa ny tsimparifary kosa dia ny zanak’ilay ratsy,+

  • Jaona 8:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ianareo avy amin’ny Devoly+ rainareo, ary izay irin’ny rainareo no tianareo hatao.+ Mpamono olona hatrany am-piandohana izy,+ ary tsy nifikitra tamin’ny marina, satria tsy ao aminy ny marina. Rehefa mandainga izy, dia ny maha izy azy no avoakany, satria mpandainga izy sady rain’ny lainga.+

  • 1 Jaona 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Avy amin’ny Devoly kosa izay zatra manota, satria ny Devoly efa nanota hatrany am-piandohana.+ Izao no nampisehoana ny Zanak’Andriamanitra,+ dia ny handrava ny asan’ny Devoly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara