Asan’ny Apostoly 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Faly+ i Barnabasy rehefa tonga tany sy rehefa nahita fa naneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ Andriamanitra. Dia nampahery ny rehetra izy mba hifikitra foana amin’ny Tompo amin’ny fony manontolo.+ Titosy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa naseho+ ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra,+ dia hatsaram-panahy mitondra famonjena+ ho an’ny karazan’olona rehetra,+
23 Faly+ i Barnabasy rehefa tonga tany sy rehefa nahita fa naneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ Andriamanitra. Dia nampahery ny rehetra izy mba hifikitra foana amin’ny Tompo amin’ny fony manontolo.+
11 Efa naseho+ ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra,+ dia hatsaram-panahy mitondra famonjena+ ho an’ny karazan’olona rehetra,+