Isaia 49:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+ Asan’ny Apostoly 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.”
6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+
8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.”