FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 39:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy i Isaia tamin’i Hezekia:+ “Henoy ny tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika:

  • Isaia 66:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aoka hihaino an’izao tenin’i Jehovah izao ianareo izay tora-kovitra noho ny teniny:+ “Ireo rahalahinareo izay mankahala anareo+ sy manilika anareo noho ny anarako,+ no nilaza hoe: ‘Homem-boninahitra anie i Jehovah!’+ Ary hiseho Andriamanitra ka ho faly ianareo,+ fa izy ireo kosa ho menatra.”+

  • Asan’ny Apostoly 11:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa nandre izany izy ireo, dia nanaiky+ ka nanome voninahitra an’Andriamanitra+ hoe: “Nataon’Andriamanitra tokoa izay hahafahan’ny hafa firenena hibebaka, mba hahazoan’izy ireo fiainana!”+

  • 2 Tesalonianina 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Amin’izay dia homem-boninahitra eo aminareo ny anaran’i Jesosy Tompontsika,+ ary ho tafaray+ aminy ianareo, araka ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitsika+ sy Jesosy Kristy Tompo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara