Asan’ny Apostoly 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy i Paoly tamin’i Barnabasy: “Andao aloha isika hiverina hitsidika ireo rahalahy any amin’ny tanàna tsirairay nitoriantsika ny tenin’i Jehovah, mba hahitantsika hoe manao ahoana izy ireo izay.”+
36 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy i Paoly tamin’i Barnabasy: “Andao aloha isika hiverina hitsidika ireo rahalahy any amin’ny tanàna tsirairay nitoriantsika ny tenin’i Jehovah, mba hahitantsika hoe manao ahoana izy ireo izay.”+