Romanina 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa rehefa ho any Espaina+ aho, dia manantena indrindra amin’ny diako ho any, ny hahita anareo sy ny haterinareo+ lavidavitra, rehefa mba avy miaraka kely aminareo. 1 Korintianina 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary angamba hijanona kelikely any aminareo aho na handany ny ririnina any mihitsy aza, mba hanateranareo+ ahy lavidavitra amin’izay halehako.
24 Koa rehefa ho any Espaina+ aho, dia manantena indrindra amin’ny diako ho any, ny hahita anareo sy ny haterinareo+ lavidavitra, rehefa mba avy miaraka kely aminareo.
6 Ary angamba hijanona kelikely any aminareo aho na handany ny ririnina any mihitsy aza, mba hanateranareo+ ahy lavidavitra amin’izay halehako.