Romanina 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 tamin’ny herin’ny famantarana sy zava-mahagaga,+ ary tamin’ny herin’ny fanahy masina, hany ka vitako tsara ny fitoriana ny vaovao tsara momba an’i Kristy,+ tany Jerosalema sy ny faritra rehetra hatrany Ilyrikiona.+
19 tamin’ny herin’ny famantarana sy zava-mahagaga,+ ary tamin’ny herin’ny fanahy masina, hany ka vitako tsara ny fitoriana ny vaovao tsara momba an’i Kristy,+ tany Jerosalema sy ny faritra rehetra hatrany Ilyrikiona.+