Jaona 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa rehefa tonga izy, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana,+ dia hitari-dalana anareo ho amin’ny fahamarinana rehetra, satria tsy araka ny nahim-pony no hitenenany, fa izay reny no holazainy, ary hambarany aminareo ny zavatra ho avy.+ Asan’ny Apostoly 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Vavolombelon’izany izahay,+ ary toy izany koa ny fanahy masina,+ izay omen’Andriamanitra an’izay mankatò azy amin’ny maha mpitondra azy.”
13 Fa rehefa tonga izy, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana,+ dia hitari-dalana anareo ho amin’ny fahamarinana rehetra, satria tsy araka ny nahim-pony no hitenenany, fa izay reny no holazainy, ary hambarany aminareo ny zavatra ho avy.+
32 Vavolombelon’izany izahay,+ ary toy izany koa ny fanahy masina,+ izay omen’Andriamanitra an’izay mankatò azy amin’ny maha mpitondra azy.”