Ezra 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa ireo Jiosy niakatra avy tany aminao ho atỳ aminay, dia tonga any Jerosalema. Manorina ilay tanàna mpikomy sy ratsy izy ireo, ka manangana indray ny manda+ sady manamboatra ny fototra.
12 Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa ireo Jiosy niakatra avy tany aminao ho atỳ aminay, dia tonga any Jerosalema. Manorina ilay tanàna mpikomy sy ratsy izy ireo, ka manangana indray ny manda+ sady manamboatra ny fototra.