Marka 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia gaga be avokoa ny rehetra ka nifampiresaka hoe: “Fa ahoana izao? Fampianarana vaovao izao! Na ny fanahy maloto aza baikoiny sady ananany fahefana, ka mankatò azy.”+
27 Dia gaga be avokoa ny rehetra ka nifampiresaka hoe: “Fa ahoana izao? Fampianarana vaovao izao! Na ny fanahy maloto aza baikoiny sady ananany fahefana, ka mankatò azy.”+