Asan’ny Apostoly 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa maniraka an’i Jodasy sy Silasy izahay+ mba hilaza izany am-bava koa.+ Asan’ny Apostoly 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa avy hatrany dia nasain’ireo rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina i Paoly,+ fa i Silasy sy Timoty kosa nijanona tao ihany.
14 Koa avy hatrany dia nasain’ireo rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina i Paoly,+ fa i Silasy sy Timoty kosa nijanona tao ihany.