6 Fa vao izao mihitsy i Timoty no tonga atỳ aminay rehefa avy tany aminareo,+ ka nitondra ny vaovao tsara momba ny tsy fivadihanareo sy ny fitiavanareo.+ Nilaza koa izy fa mbola misy fahatsiarovana tsara momba anay foana ao aminareo, ka manina anay ianareo, toa anay aminareo koa.+