Asan’ny Apostoly 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary raha mbola tany Korinto i Apolosy,+ dia nitety ny afovoan-tany kosa i Paoly ary nidina tany Efesosy,+ ka nahita mpianatra tao. 1 Korintianina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izao mantsy no tiako holazaina: Samy milaza ianareo hoe: “Izaho an’i Paoly”, “Izaho an’i Apolosy”,+ “Izaho an’i Kefasy”, “Izaho an’i Kristy.” 1 Korintianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izaho namboly,+ i Apolosy nanondraka,+ fa Andriamanitra kosa no tsy nitsahatra nampitombo.+
19 Ary raha mbola tany Korinto i Apolosy,+ dia nitety ny afovoan-tany kosa i Paoly ary nidina tany Efesosy,+ ka nahita mpianatra tao.
12 Izao mantsy no tiako holazaina: Samy milaza ianareo hoe: “Izaho an’i Paoly”, “Izaho an’i Apolosy”,+ “Izaho an’i Kefasy”, “Izaho an’i Kristy.”