Romanina 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mampamangy any amin’i Priska sy Akoila,+ mpiara-miasa amiko+ ao amin’i Kristy Jesosy. 1 Korintianina 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mampamangy,+ hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy anareo indrindra ao amin’ny Tompo, hono, i Akoila sy Priska, mbamin’ny fiangonana ao an-tranony.+
19 Mampamangy,+ hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy anareo indrindra ao amin’ny Tompo, hono, i Akoila sy Priska, mbamin’ny fiangonana ao an-tranony.+