Efesianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izany tokoa no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Ary tsy avy aminareo izany,+ fa fanomezan’Andriamanitra.+
8 Izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izany tokoa no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Ary tsy avy aminareo izany,+ fa fanomezan’Andriamanitra.+