FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Feno+ hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana izy, ka nahazo avy tamin’izany isika rehetra, dia hatsaram-panahy tsy manam-paharoa miampy hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+

  • Efesianina 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izaho izay kely noho ny kely indrindra+ amin’ny olona masina rehetra no nanehoana izany hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ izany, dia ny hitory amin’ny hafa firenena+ ny vaovao tsara momba ny harena+ tsy hita fetran’i Kristy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara