Jaona 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ianareo mivavaka amin’izay tsy fantatrareo,+ fa izahay kosa mivavaka amin’izay fantatray, satria avy amin’ny Jiosy ny famonjena.+
22 Ianareo mivavaka amin’izay tsy fantatrareo,+ fa izahay kosa mivavaka amin’izay fantatray, satria avy amin’ny Jiosy ny famonjena.+