FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Fa na ny Zanak’olona aza tsy tonga mba hotompoina+ fa mba hanompo, ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana+ ho takalon’ny maro.”+

  • Jaona 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy manao na inona na inona araka ny nahim-poko aho, fa araka izay reko no itsarako, ary marina ny fitsarako,+ satria tsy ny sitrapoko no tiako hatao, fa ny sitrapon’ilay+ naniraka ahy.

  • Galatianina 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara