Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+ Apokalypsy 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ny fakan’i+ Davida,+ dia efa nandresy+ ka ho afaka hanokatra ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+
5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ny fakan’i+ Davida,+ dia efa nandresy+ ka ho afaka hanokatra ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”