7 Tsy ny olona rehetra anefa no manana izany fahalalana izany.+ Fa hatramin’izao ny sasany dia mbola mieritreritra momba ny sampy ihany, ka rehefa mihinan-kanina izy dia mieritreritra hoe zavatra natao sorona ho an’ny sampy izany.+ Koa voaloto ny feon’ny fieritreretany satria malemy.+
9 Ary izao foana no angatahiko amin’ny vavaka, dia ny hitomboan’ny fitiavanareo+ bebe kokoa hatrany, ao anatin’ny fahalalana+ marina tsara sy ny fahaiza-manavaka+ tanteraka.