2 Tesalonianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+ 2 Tesalonianina 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa raha misy tsy mankatò ny teninay+ ato amin’ity taratasy ity, dia mariho+ izany olona izany, ka tapaho ny fifaneraserana aminy+ mba ho menatra+ izy. Titosy 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Halaviro+ ny olona mamorona sekta,+ rehefa avy nanarinao indray mandeha ary mbola nanarinao fanindroany,+ 2 Jaona 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha misy tonga eo aminareo, ka tsy mitondra izany fampianarana izany, dia aza mampiantrano azy+ mihitsy na miarahaba azy akory.+
6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+
14 Fa raha misy tsy mankatò ny teninay+ ato amin’ity taratasy ity, dia mariho+ izany olona izany, ka tapaho ny fifaneraserana aminy+ mba ho menatra+ izy.
10 Halaviro+ ny olona mamorona sekta,+ rehefa avy nanarinao indray mandeha ary mbola nanarinao fanindroany,+
10 Raha misy tonga eo aminareo, ka tsy mitondra izany fampianarana izany, dia aza mampiantrano azy+ mihitsy na miarahaba azy akory.+