11 Koa raha mitoetra ao anatinareo ny fanahin’ilay nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty, dia hamelona+ ny vatanareo mety maty ilay nanangana an’i Kristy Jesosy tamin’ny maty,+ ary amin’ny alalan’ny fanahiny izay mitoetra ao anatinareo no hanaovany izany.