Eksodosy 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nafatran’izy ireo tamin’ny omera anefa izany, dia tsy nanana ambiny izay nanangona betsaka, ary tsy hoe tsy ampy ny an’izay nanangona kely.+ Naka izay laniny ny tsirairay.
18 Rehefa nafatran’izy ireo tamin’ny omera anefa izany, dia tsy nanana ambiny izay nanangona betsaka, ary tsy hoe tsy ampy ny an’izay nanangona kely.+ Naka izay laniny ny tsirairay.