Romanina 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa izay rehetra tarihin’ny fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.+ 2 Korintianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 amin’ny teny marina, amin’ny herin’Andriamanitra;+ amin’ny alalan’ny fitaovam-piadian’ny+ fahamarinana eo amin’ny tanana havia sy havanana,
7 amin’ny teny marina, amin’ny herin’Andriamanitra;+ amin’ny alalan’ny fitaovam-piadian’ny+ fahamarinana eo amin’ny tanana havia sy havanana,