Romanina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho anareo rehetra any Roma, izay malalan’Andriamanitra sy voantso+ ho olona masina,+ Ho aminareo anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana+ izay avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo!+ Efesianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy! Filipianina 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho aminareo anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana izay avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo!+
7 Ho anareo rehetra any Roma, izay malalan’Andriamanitra sy voantso+ ho olona masina,+ Ho aminareo anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana+ izay avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo!+
3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy!
2 Ho aminareo anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana izay avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo!+