FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa naseho tamiko, dia izao no lazaiko amin’ny olona rehetra eo aminareo: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony hoheverina,+ fa rehefa mieritreritra kosa, dia mba ataovy tanjona ny ho tonga olona misaina tsara,+ araka ny fatram-pinoana+ nozarain’Andriamanitra taminy avy.

  • 1 Korintianina 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha misy mihevi-tena ho efa manam-pahalalana momba ny zavatra iray,+ dia mbola tsy mahafantatra izany araka ny tokony hahafantarany azy izy.+

  • 2 Korintianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+

  • 2 Korintianina 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanjary nanao adaladala aho, noho ianareo nanery ahy,+ satria tokony ho niaro ahy ianareo. Fa tsy misy maha latsa-danja ahy mihitsy, raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra+ ireo, na dia tsinontsinona aza aho eo imasonareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara