Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Eny, ny lalàny no vakiny moramora andro aman’alina.+ 1 Timoty 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mandra-pahatongako, dia miezaha mafy amin’ny vakiteny+ ampahibemaso+ sy amin’ny fananarana ary ny fampianarana.
13 Mandra-pahatongako, dia miezaha mafy amin’ny vakiteny+ ampahibemaso+ sy amin’ny fananarana ary ny fampianarana.