Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+ Apokalypsy 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho no Alfa sy Omega,+ ny voalohany sy ny farany,+ ny fiandohana sy ny fiafarana.
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+