FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Fa raha mikiry manohitra ahy kosa ianareo, ka tsy mety mihaino ahy, dia hikapoka anareo impito indray aho, araka ny fahotanareo.+

  • Apokalypsy 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hitako fa nisy famantarana+ hafa tany an-danitra, sady lehibe no mahagaga, dia anjely fito+ nanana ny loza fito.+ Ireo no loza farany, satria hotanterahina hatramin’ny farany+ amin’ny alalan’ireo ny fahatezeran’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara