Isaia 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hataoko eo an-tsorony ny lakilen’ny+ ankohonan’i Davida. Koa hanokatra izy ka tsy hisy hanidy izany, ary hanidy izy ka tsy hisy hanokatra izany.+ Lioka 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+
22 Dia hataoko eo an-tsorony ny lakilen’ny+ ankohonan’i Davida. Koa hanokatra izy ka tsy hisy hanidy izany, ary hanidy izy ka tsy hisy hanokatra izany.+
32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+