Salamo 47:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa mpanjaka eo amin’ireo firenena Andriamanitra.+Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Andriamanitra.+ Isaia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia+ Mpanjaka no nahitako an’i Jehovah+ nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana+ avo sy manerinerina. Ary nameno ny tempoly ny rebareban’akanjony.+
8 Lasa mpanjaka eo amin’ireo firenena Andriamanitra.+Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Andriamanitra.+
6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia+ Mpanjaka no nahitako an’i Jehovah+ nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana+ avo sy manerinerina. Ary nameno ny tempoly ny rebareban’akanjony.+