Eksodosy 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa natsotran’i Mosesy hanondro ny lanitra ny tehiny. Dia nandefa kotroka sy havandra+ i Jehovah, ary nisy afo koa nilatsaka tamin’ny tany. Ary nampilatsaka havandra be dia be teo amin’ny tany Ejipta i Jehovah. Joela 2:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ary hanisy fambara eny amin’ny lanitra+ sy eny amin’ny tany aho, dia ra sy afo ary setroka+ miakatra.
23 Koa natsotran’i Mosesy hanondro ny lanitra ny tehiny. Dia nandefa kotroka sy havandra+ i Jehovah, ary nisy afo koa nilatsaka tamin’ny tany. Ary nampilatsaka havandra be dia be teo amin’ny tany Ejipta i Jehovah.
30 “Ary hanisy fambara eny amin’ny lanitra+ sy eny amin’ny tany aho, dia ra sy afo ary setroka+ miakatra.