Daniela 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Ry Daniela ô, hazòny ho zava-miafina ny teny ary asio tombo-kase ny boky,+ mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany.+ Maro no handinika lalina,* ka hitombo be ny tena fahalalana.”+
4 “Ry Daniela ô, hazòny ho zava-miafina ny teny ary asio tombo-kase ny boky,+ mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany.+ Maro no handinika lalina,* ka hitombo be ny tena fahalalana.”+