Daniela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mbola nijery ihany aho ka izao no fahitana hitako tamin’ny alina: Teny amin’ny rahon’ny+ lanitra, dia nisy toy ny zanak’olona+ nihananatona. Ary nahazo alalana hankeo amin’Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be+ izy, ka nentina ho eo anatrehany.+ Apokalypsy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nahita aho fa nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona,+ nanana satroboninahitra volamena+ teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.
13 “Mbola nijery ihany aho ka izao no fahitana hitako tamin’ny alina: Teny amin’ny rahon’ny+ lanitra, dia nisy toy ny zanak’olona+ nihananatona. Ary nahazo alalana hankeo amin’Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be+ izy, ka nentina ho eo anatrehany.+
14 Ary nahita aho fa nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona,+ nanana satroboninahitra volamena+ teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.