FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny olona masin’ilay+ Andriamanitra Fara Tampony+ anefa no hahazo ny fanjakana,+ ka handray an-tanana azy io hatramin’ny fotoana tsy voafetra, eny, hatramin’ny fotoana tsy voafetra.’

  • 1 Korintianina 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sa tsy fantatrareo fa hitsara+ an’izao tontolo izao+ ny olona masina? Koa raha izao tontolo izao aza hotsarainareo, tsy mendrika ny hitsara raharaha tena madinika+ ve ianareo?

  • Apokalypsy 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara